|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misandratra andro
Singan-teny  2 misandratra, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana. [1.1]
Ohatra  6  misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
Voambolana  7  Fotoana

Teny iditra (2/2)8  Misandratra Andro
Singan-teny  9 misandratra, 10 andro
Sokajin-teny  11  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  12 Raoelina
13 Rajaobelina

Fivaditsoratra  14 andro misandratra, 15 Misandratra Andro, misandratra andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10